Dikan'ny teny : gorodana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandrarahana na fisotroana atao rodobe; izay araraka na sotrolna. - t.i.f.: Agorodana, voagorodana, tafagorodana ( managorodana, fanagorodana, mpanagorodana ( anagorodanana, fanagorodanana ( migorodana, figorodana, mpigorodana / igorodanana, figorodanana / mahagorodana ) gorodandrodana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel