Dikan'ny teny : grefy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. greffe) a.: Famindrana tsimo-kazo iray na tahony misy masony amin'ny hazo hafa mitovy karazana aminy ka asisika amin'ny hoditry ny vatan'ity faharoa mba hahazoana karazana tsaratsara kokoa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel