Dikan'ny teny : grika

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. grecque) a: Ny fixe-nana monina any amin'ny tanin'i Gresy: Ny filozofy malaza indrindra dia ny Grika, toa an-dry Aristoe, Platon, sns. ~ p.t.: Momba an'i Gresy, an'i Gresy na avy anY Gresy: Anisan'ny mahavariana indrindra ny tantara grika ~ H.i: Anarana aomena ireo mpivaro-toaka taloha teto Madagasikara: Mamo tany amin'ny grika tany iredray Rakoto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel