Dikan'ny teny : h

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tarehintsoratra fahafito ary renisoratra fahadimy amin'ny abidy malagasy; zara raha beno ny feon'ny H, fa indraindray kosa toa voatonona any an-tenda no fandrenesana azy: Maloka ny tontolo rehefa hariva ny andro (zara raha heno). l Nisy nitoraka ny tranonay halina (any an-tenda). Ny H dia miova ho K amin'ny fanakambanan-teny: Manana havana: manan-kavaha Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel