Dikan'ny teny : haavo

Hampiditra dikany vaovao
1 (avo) a.: Toetran'ny zavatra avo: Tsy hay refesina ny haavon'ity trano be ity. Ahitsio
2 a,: Tsipika miala avy amin'ny tendro iray ka mijadona amin'ny lafy mifanandrify amin'io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel