Dikan'ny teny : habangana

Hampiditra dikany vaovao
1 (banga) a.: Toetran'ny dlona banga, izany hoe nahafahana ny nifiny: Ny habangany no tsy ahaizany miteny tsara. 1 H.o,: Tsy fahampiana, tsy fahafenoana: Amin'izao nahalasanan' Itompokolahy izao, dia azo lazaina fa misy habangana lehibe eto amin'ny fokontany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel