Dikan'ny teny : habokana

Hampiditra dikany vaovao
1 (boka) a.: Aretinkoditra avy amin'ny mikraoby iray manokana izay mahatonga toy ny atoditody ony amin'ny hoditra ka eo amin'ny tarehy no betsaka indrindra; vetivety dia miova ny endrik'ilay marary ka toa mivontovonto hafahafa Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel