Dikan'ny teny : hadilanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (dilana) a: Toerana iva kokoa sady tery, anelanelan'ny havoana roa, ka toy ny andilana mampitohy azy roa ireo; tehezan-tany nakoan'ny riaka: Mahery ny rivotra an- kadilanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel