Dikan'ny teny : hadimiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (dimy) p.mt.: Entimilaza fe-potoana dimy andro: Tany an-tsaha hadimiana i dada. • a.: Halavam-potoana dimy andro: Avy foana ny orana nandritra ny hadimiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel