Dikan'ny teny : hadina

Hampiditra dikany vaovao
1 (hady) mt. ih. (hadio): Loahana: Nohadin'ny riaka ny arabe ka be loadoaka. 1 Ongotana: Vomanga sa mangahazo no hohadina e? ? Fongarina, alaina (avy any anaty tany): Manjarano no nohadina teto taloha •Dinihina, fotorana: Efa nohadin' ny mpamototra ny raharahanareo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel