Dikan'ny teny : hafahafa

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy mitovy amin'ny fahita andavanandro, hafa fandry: Hafahafa ihany ny rain'Isambilo fa an-koban'andro izy mikiraro manao kompile, ny alahady izy manao malabary ary mikapa. * Miolonolona. ? TsY tsaratsara ny toe-pahasalamana: Hafahafa aho izany ka andeha hiala sasatra kely aloha. i t.Lf.: Mihafahafa, fihafahafa, mpihafahafa 1 ihafahafa-, na, fihafahafana 1 mahahafahafa. ΒΆ M. h, : Olona hafahafa, man-dry manokana noho ny be, hafa fandry, zanakalo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel