Dikan'ny teny : hafatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny apetraka amin'olona iray mba hampitainy amin'ny olon-kafa iray: Lasa nitondra hafatra izy. ~ Torohevitra, didy, teny apetraka: Izao no hafatr' i Dada tamiko talohan'ny handehanany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel