Dikan'ny teny : hafeno

Hampiditra dikany vaovao
1 Hafenoana, Fahafenoana (feno) a.: Toetran'ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin'ny moron'ny toerana misy azy:Ny hafenoan'ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia entl-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin'ny molony: Ny hafenoan'ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka. ~ H.o.: Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan'ny foko. * F,-p,: Noho ny hafenoandrano be loatra: fialan-tsiny ataon'ny mana-manjo tsy afaka nampandre ny havana aman-tsakaiza rehetra noho ny ranomaso na alahelo be loatra tsy nahafahana nikarakara izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel