Dikan'ny teny : hafinaretana

Hampiditra dikany vaovao
1 Fahafinaretana (finaritra) a.: Hafaliana: A-kory ny hafinaretako namaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny. ? Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin'ny fifankatiavana ihany no misy ny hafinaretana Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel