Dikan'ny teny : hafitoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fito) p.mt.: Mandritra ny fito andro: Naharitra hafitoana ilay orana tamin'ny tapa-bolana. ? a.: Halavam-potoana fito andro: Rehefa afaka ny hafitoana hiuerina izahay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel