Dikan'ny teny : hafoloana

Hampiditra dikany vaovao
1 (folo) P. mt.: Mandritra ny folo andro: Miasa tanimbary hafoloana. ? a.: Halavam-potoana folo andro: Niasa foana ireto mpiasa ireto nandritra ny hafoloana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel