Dikan'ny teny : hahia

Hampiditra dikany vaovao
1 Hahiazana, Fahahiazana (hia) a: Toetran'ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian'ity zaza it? (ny hahiazan'it? zaza it?) fa miseho mitrakitraky ny taolany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel