Dikan'ny teny : haingy

na Haingihaingy p.t.: Menamenatra, mahatsiaro henatra na tahotra, qpvw hita ho mangasihasy: Haingihaingy ny anao lahy nony nilazana fa fantatra daholo ny csbzo nataony rehetra teo aloha - t.i.f.: Tafahaingy, tafahaingihaingy I mihaingy, bxchx mihaingihaingY, fihaingihaingY, mpihaingihaingy 1 mahahaingihaingy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4518