Dikan'ny teny : haitao

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahaizana ny lalàna mifehy ny fiasana sy fitaovana mba hamokarana zavatra iray; fahalalana ny fomba enti-manao zavatra iray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel