Dikan'ny teny : haja

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanaovana ho zavatra, toetra mahatonga hoheverina ho zavatra: Lehilahy manankaja io. 1 Mariky ny fiheverana ho zavatra: Omeo hala izy. at t.i.f.: Voahaja, hajaina / ma-naja, fanaia, mpanaja / anajana, fanajana / milaja, fihaja, mpihaja. - F.-p.: Hajam-bolana: teny entina milaza ny vodiondry izay omen-drazazalahy ny ray aman-drenin-drazazavavy ho fehin'ny fanambadian' izy ireo. / Haja sy voninahitra: fahamendrehana ananana; entina manondro koa ireo olona manotrona amin' ny fivoriana iray, na an-karatsiana izany na an-kafaliana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel