Dikan'ny teny : hajaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (haja) mt. ih. (hajao): Omena haja; heverina ho zavatra: Hajain'ny mpianany io mpampianatra Karakaraina: Hajao ny fitafianao. a F,-p.: Mandady hajaina: omem-boninahitra, nefa minia mamarina ny tenany amin' ny toetra tsy mahomby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel