Dikan'ny teny : hakinga

Hampiditra dikany vaovao
1 Fahakinga, Hakingana, Fahakingana (kinga) a: Toetran'ny olona kinga, mailaka,mahay amin'ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin'izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel