Dikan'ny teny : halatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fakana zavatr'olona tsy an-drariny: Voarara ao amin'ny didy fahafito ny halatra. H Fifetsena zavatr' olona: Holatra ankitsirano izao fihazonanoo ny koramako izao. 1 Zavatra nangalarina: Mahavoasazy ny mioidy halatra. - t.i.f.: Angalarina 1 mangalatra, fangalatra, mPangalatra I angalarana, fangalarana 1 fangalarina. - F,-p.: Hala- boty: halatra madinika sy kely mahamenatra noho ny fitiavan-tena na faharatsian-tsaina. / Hala-paty: fandevenana misokosoko sy atao mangina tsy nolazaina amim-planakaviana. J Hala-pihinana:sakafo na fangalaran-tsakafo alaina mangina sy misokosoko, ka hanina miafina tsy atao fantatry ny hafa; entina milaza koa ny ataon'ixeo ratsy fitondran-tena manitsa-bady any an-katakonana. / Hala-pitia: toetra tsy mionona ka na dia efa manambady aza dia tsy tandalàna amin'ny fahadisoampitondran-tena. / Hala-tahaka: fandikana na fampitovlana ny zavatra atao amin'ny ataon'ny hafa. J Hala-tety: entina milaza ny vola alliky ny iray amin'ny mplvady ho an'ny havany ka afeniny tsy ho fantatry ny ixay, / Halatsonia: fisandohana ny sonian'ny olon-kafa mba hahazoana mifetsy zavatr'olona na tombontsoa * Ohab,: Mandihy miakanjo halatra ka miara-mirebika amin-doza: enti-milaza ny fahafaham-barakan'izay mangala-javatra enti-miseho eo imasom-bahoaka ¶ M.h.: Rairay, temoka, latsakalina, behariva. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel