Dikan'ny teny : halavaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (halava) mt. ih. (halauao): Atao tonga lavalava kokoa, tovanana: Halavao ny akanjonao fa fohy dia fohy loatra, 1 Tohizina: Nohalavaina ny arabe mankany Ananona. (• Atao maharitraritra kokoa: Tsy ho azo halavaina intsony ny fetr'andro handoavanao ity trosa Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel