Dikan'ny teny : halavirina

Hampiditra dikany vaovao
1 Halavitina (lavitro) mt. ih. (halaviro, halavito): Asiana elanelany mampisaraka ny tena aminy, tsy akekezina: Halavitina kely no fijery ny sary hoso-doko. ~ Andosirana: Halaviro ny namon-dratsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel