Dikan'ny teny : halavitra

Hampiditra dikany vaovao
1 Fahalavitra (lavitra) a.: Toetran'ny zavatra lavitra: Ny halavitry ny tany no mahatonga ahy halahelo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel