Dikan'ny teny : halehibeazana

Hampiditra dikany vaovao
1 (lehibe) a.: Han-gaza: Tsy ny haiehibeazanao akory no atahorako anime, ~ Toetran'ny zavatra lehibe, bevava: Novelabelariny tamin'ny valandresaka ny halehibeazan'ny adidin'ny ray aman-dreny. ~ Fahanterana, habetsahan'ny taona niainana: Tsy mivoaboaka intsony izy noho ny halehibeazany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel