Dikan'ny teny : halontralona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famiratana mipendrampendrana toy ny fahitana ny onjan-drano tarafin'ny masoandro. - t.i.f.: Mihalontralona,fihalontralona, mpihalontralona 1 ihalontralonana, fihalontralonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel