Dikan'ny teny : halotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fakana zavatra amin'ny tanana ao anaty lavaka. - t.i.f: Halorina, ahalotra, voahalotra / mihalotra, fihalotra, mpihalotra ) ihalorana, fihalorana 1 mahahalotra 1 halotralotra. Ahitsio
2 (fr, halte) a.: Baikomiaramila fampijanona raha eny am-pandehanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel