Dikan'ny teny : hamaintisina

Hampiditra dikany vaovao
1 (mainty) mt. ih. (hamaintiso): Atao izay hahamainty azy: Hamaintisin' ny olona sasany ny nifiny. ~ Atao tonga maintimainty kokoa: Nohamaintisinao angaha ity satrokao ity? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel