Dikan'ny teny : hamarina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Hamarana (hamatra) mt. (hamaro): Fehezina amin'ny hamatra na harato, Ahitsio
2 (marina) a.: Toetran'ny zavatra marina, mitovy tantana, na tsy diso: Tsy ampy ny hamarin'ny tany eto mba hanaouana trano. / Tsy mino ny hamarin'ny zavatra lazaiko ve ianao? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel