Dikan'ny teny : hamasinina

Hampiditra dikany vaovao
1 Ankamasinina (masina) mt. ih. (hamasino, ankamasino): Anaovana fombam-pivavahana mba ho masina, hahazo hery, fahefana: Hamasino ireto fanatitra ireto, Zanahary รด! ~ Hajaina, tsaohina: Hohamasinina anie ny anaranao! Ahitsio
2 Efa notsofindrano ny mariazy vaouao. Tsofohana (tsofoka) mt. pdr. (trofohy): Ampidirana: Tsofohona hazo ao anaty lava-ka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel