Dikan'ny teny : hamatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fifehezana na fanaratoana taolana tapaka mba hampitohy azy na tsy hihetsiketsehany. ¶ M.h.: Harato. i t. f f.: Hamarana na hamarina, voahamatra 1 manamatra, fanamatra, mpanamatra 1 anamàrana, fanamàrana. Ahitsio
2 a.: Bandin-takolaka marary. ~ Holatra amin'ny tarehy na vozona avy amin' ny fery sitrana; ny pentina na ny lelakomby amin'ny hoditra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel