Dikan'ny teny : hamo

Hampiditra dikany vaovao
1 Hamohamo a.: Fahasorisorenana kely: Nasiana fanalana hamohamo teny anelanelan'ny valandresaka. ~ Fahatofotofohana noho ny sakafo na fisotro be loatra nohanina na nosotroina. - t.i.f.: Mamo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel