Dikan'ny teny : hamorana

Hampiditra dikany vaovao
1 (mora) a: Toetran' ny zavatra mora atao: Ny hamoran'ny fanadinana no nahabe afaka ny mpianatra. ~ Toetran'ny zavatra tsy lafo vidy: Ny hamorany no ividianako azy fa tsy dia ny hatsarany loatra akory. ? Toetran'ny olona malemy fanahy, moramorainY, mamindra fo: Ny hamoran'ilay reniben' Imboasalama no nahatonga ny anarany hoe Ramorabe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel