Dikan'ny teny : hamy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsiro tsara toy ny an'ny tantely na ny siramamy. - t.i.f.: Mamy 1 hamamy, hamamiana 1 mamimamy 1 manamamy, fanamamy, mpanamamy 1 anamamiana, fanamamiana / mankamamy, fankamamy, mpankamamy 1 ankamamiana, fankamamiana 1 mahamamy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel