Dikan'ny teny : hana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vola ampizanahina. - t.i.f : Hanaina, ahàna, voahana, tafahana 1 manàna, fanàna, mpanàna / ananàna, fananàna 1 ampananàna, fampananàna 1 mihana, fihana, mpihana / ihanàna, fihanàna, mampihana 1 mahahana I hanahana 1 mpampanàna. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel