Dikan'ny teny : handro

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Fanamasahana sakafo, fitanehana, • Hamasaka, hamasahana: Tsy tsara handro. - t.i.f.: Handroina, ahandroina, andrahoina, voahandro I mahandro, fahandro, mpahandro / ahandroana, andrahoana, fahandroana, fandrahoana 1 mahahandro, handrohandro f nahandro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel