Dikan'ny teny : handrona

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Fitobian-javatra amin'ny toerana iray; fijanonan'ny rano tsy mivoaka fa mitoby fotsiny amin'ny toerana iray. - t.i.f.: Ahandrona f mihandrona, fihandrona, mplhandrona / ihandronana, fihandronana 1 mampihandrona, fampilrandrona, mpampihandrona I ampihandronana, fampihandronana 1 mahahandrona / handronandrona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel