Dikan'ny teny : hanifisana

Hampiditra dikany vaovao
1 (nify) a.: Toetran' ny zavatra manify: Tsy azo anaouana na inona na inona ity hazo ity noho ny hanifisany. - F,-p.: An-kanifisana: kely dia kely, manify kely: Ankanifisana ny anjara mofon' Ibalita ka nitomany izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel