Dikan'ny teny : hanihanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (hanihany) mt. ih (hanihanio): Vazivazina, esoesoina, harabirabina: Aza hanihanininao toy izao io antibavy io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel