Dikan'ny teny : hanihany

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vazivazy mampiseho tsy fanajana, fanarabiana. • Fangirangirana, toetran'ny zavatra manganohano. - t.i.f,: Hanihanina, voahanihany, tafahanihany 1 mananihany, fananihany, mpananihany I ananihaniana, fananihaniana / mihanihany, fihanihanY, mpihanihany 1 ihanihaniana, fihanihaniana I mahahanihany / manganihany, fanganihany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel