Dikan'ny teny : hanky

Hampiditra dikany vaovao
1 Hanky va rei t.-p.: Hay! Izany tokoa àry! Teny entina manaiky raha mahare vaovao manaitra na zavatra tsy nampoizina: Hanky! hanky va rei mpirahalahy ianareo sy Robe! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel