Dikan'ny teny : hantona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsy fipetrahana ambony fa mihevaheva; famatrahan-javatra hiraviravy, hikirazorazo. - t.i.f.: Ahantona, voahantona, tafahantona / manantona, fanantona, mpanantona / anantonana, fanantonana j mihantona, fihantona, mpihantona / ihantonana, fihantonana / mahahantona 1 hantonkantona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel