Dikan'ny teny : hao

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin'ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy. A-min'ny olombelona dia ao anatin'ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel