Dikan'ny teny : haody

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny fanonona raha vao hiditra an-tranon'olona hovangiana, ka "azo idirana va?" no heviny, ary dia novaliana taloha hoe "haodiana e!" i t.t.f.: Haodiana. Ahitsio
2 na Haodihaody p.t.: Mahimahina ka mitazantazana lavitra manodidina fa tsy sahy manatona; mahimahina tsy sahy, kaodikaodY. - t.i.f.: MihaodihaodY, fihaodihaody, mpihaodihaody / ihaodihaodlana,fihaodihaodiana / mahahaodihaody. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel