1 Haotraorina (haotra, haotraotro) mt, ih. (haory, haotraory): Kaohina na kiki-sana aminhtY hoho ny hoditra mba ho afaka ny hidihidy: Haoriny foano ny ranjony ka nanjary nisy hazaka. / Haotraory kely aho fa mangidthidy. (Jar. koa Hatraorina).
Ahitsio