Dikan'ny teny : haotra

Hampiditra dikany vaovao
1 Haotraotra a.: Fikaohana ny hoditra amin'ny hohon-tanana hanala hidihidy; fitsontsonana (ny biby) tsy hihetsiketsehany. - t.i.f.: Haorina, haotraorina, ahaotra, voahaotra 1 mihaotra, fihaotra, mpihaotra / ihaorana, fihaorana j mahahaotra j haotraotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel