Dikan'ny teny : harahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (haraka) mt.ih. (haraho): Ahataka (enti-milaza ny kofehy tenany izay sarabina na ahataka amin'ny tenona mba hitsofohan'ny fahany). 1 Fatorana (enti-milaza kofehy kely — izay matetika rofia — mitana ny kofehy tenany amin'ny tenona mba hanatsofohana ny kofehy fahana). Ahitsio
2 (haraka) p.t: Entimilaza vary na katsaka izay ampangotrahina mba hahamora totoina azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel