Dikan'ny teny : haraka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Maina, makiana noho ny herin'ny afo na ny masoandro. - t.i.f.: Harahana. Ahitsio
2 a.: Hazo lehibe marokoroko ny hodiny, fanaovana lakana. Ahitsio
3 a.: Kofehy mitana ny tenany amin'ny tenona mba hitsofohan'ny fahany. - t.i.f: Harahana, voaharaka / mangaraka, fangaraka, mpangaraka 1 angarahana, fangarahana / mahaharaka. Ahitsio
4 a.: Faluna an-kery, fihinanam-bahoaka an-kafetsena. - t.i.f : Harahina, voaharaka I miharaka, fiharaka, mpiharaka / fiharahana, harakaraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel